Hankany amin'ny vontoatiny

Proteaceae

Avy amin'i Wikipedia
Protea cynaroides

Ny Proteaceae dia fianakavian-javamaniry mamony ao amin' ny filaharana Proteales, ahitana karazana 2 000 eo ho eo izay mitsinjara amin' ny vondron-karazana 80 eo ho eo. Hazo sy hazobotry izy ireo ary misy ahitra vitsivitsy, amin' ny ankapobeny dia hita any amin' ny faritra maina, misy ravina maitso lalandava, any amin' ny faritra antonony sy trôpikaly ary sobtrôpikaly, indrindra any amin' ny Ila Bolantany Atsimo.

Lisitry ny vondron-karazana

[hanova | hanova ny fango]

Inty ny lisitry ny vondron-karazana araka ny NCBI