Vaucluse
Fiseho

I Vaucluse dia departemanta frantsay ao amin'ny faritra Provence-Alpes-Côte d'Azur. Ny kaody omen'ny INSEE sy ny la Poste an'i Vaucluse dia 84. Ny anarana Vaucluse dia anarana avy amin'ny fiteny latina Vallis Clausa midika 'lohasaha mihidy'. Ireo departemanta mamaritra an'i Vaucluse dia i